Necrologie

Nécrologie : RANDRIAMANANTENA Andrianarisoa Harivelo Hobiniaina

 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nantsoin’Andriamanitra ho eo anilany n Mpanompony:

                                           RANDRIAMANANTENA

                      ANDRIANARISOA HARIVELO HOBINIAINA

                                             MPIANDRY,

                                             MAGISTRAT,

 Avocat Général près de la Cour d’Appel d’Antananarivo

 

 ny Alatsinainy 23 Mars 2020 tany Paris, rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany.

 HOY :

Ny vadiny : RANDRIAMANANTENA Serge  Haridera

Ny zanany : RANDRIAMANANTENA Alicia Fitahiana

Ny ray amandreniny : ANDRIANARISOA Jean Martin sy Fara Alice

Ny rafozany : RANDRIAMANANTENA Alfred sy Itpkv RAHARIVELO Alexandrine

Ny iraitampo aminy :

  • ANDRIANARISOA Andry sy Ihajarivony ary ny zanany
  • ANDRIANARISOA Narivelo sy Mialy ary ny zanany
  • RAZAFINDRABE Roland sy Fanjanirina ary ny zanany

Ny iraitampo amin’ny vadiny :

  • RAFIDISON Doudou sy Margot ary ny zanany
  • RANDRIAMANANTENA Béatrice
  • RANDRIAMANANTENA Raphael sy Tutia ary ny zanany

 

Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana FJKM Katedraly Analakely sy ny sampana fifohazana,

Ny Fiangonana FJKM Ambatofisaorana Sadabe, FJKM Ambohibe Ilafy Fitahiana, FJKM Sahafa Fanavaozana

Ny Fiangonana EKAR Masindahy Josefa Ankadivoribe Atsimo.

 

Ny fahatongavan’ ny nofo mangatsiakany sy ny famangiana ary ny fandevenana dia mbola holazaina amin’ny fotoana manaraka noho ny toe-javamisy ankehitriny.

 « Fa tsara Jehovah, Mandrakizay ny famindrampony, ary mihatra amin’ny taranaka fara amandimby ny fahamarinany » (Salamo 100 : 5)

Commenter

Ce formulaire recueille votre nom et adresse e-mail afin que nous puissions valider votre commentaire. Veuillez consulter notre politique de confidentalité afin de prendre connaissance sur la façon dont nous protégeons vos informations.
Je consens à ce que L'Express de Madagascar collecte mon nom et email..

Cliquez pour commenter