Accueil » Couvertures » Brouillon auto
Couvertures

Vendredi 18 Juin 2021

1 commentaire

Ce formulaire recueille votre nom et adresse e-mail afin que nous puissions valider votre commentaire. Veuillez consulter notre politique de confidentalité afin de prendre connaissance sur la façon dont nous protégeons vos informations.
Je consens à ce que L'Express de Madagascar collecte mon nom et email..

Cliquez pour commenter

  • Resaka vola fotsiny io,ny Anglisy zao dia nanao commande 10.000.000 doses covishield,ny atsasany fotsiny no nomen’ny karana satria nisy ilay vague mahery iny tany nde, THE GUARDIAN no nilaza izany,azo verifier-na izany. Amin’izao fotoana izao dia ratsy endrika ny astra zeneca any europa,tsy vendable intsony hoy ny fitenenana, Raha mandeha any angleterre ahoana moa no tsy ho mety any eoropa ? Sa tsy mitovy ny fahalalana hananan-dry zareo?
    betsaka isika firenena afrikana no mampiasa covishield, isika anefa mpandehandeha any eoropa noho izany dia tsy maintsy hanao Johnson and johnson isika satria io no afaka entina mandehandeha aty amin’ny tany afrikana satria na ny frigo any antrano aza dia mety hitahirizana azy. Ny PFIZER MODERNA ary JOHNSON dia orin’asa amerikana daholo,efa izy ireo izao no manjaka amin’nny tsena ny firenena tandrefana satria astra zeneca koa dia efa tsy vendable intsony, ny aty afrika koa dia mbola tadiaviny ho azy irery. I Bill Gates miaraka amin’ny fondation izay an’azy no anisan’ny mpanome vola ny OMS , Izy anefa dia manohana ny fanaovana vaksiny amin’ny alalan’io fondation azy io.Mba jereo kely ny boky nosoratan’i Lionel ASTRUC « L art de la fausse generosité’ – La fondation BILL et Melinda Gates (Actes sud) na ny interview ‘ la philantropie de Bill Gates alimente la machine capitaliste ‘ .PFIZER dia efa nanana olana tamin’ny 2009 nandoa vola 2,3 milliard de dollard noho ny resaka kolikoly tamina dokotera sy resaka fanafody analgesique iray atao hoe BEXTRA. ny wall street journal no nilaza io.Tsy ahazo valiny mahafa po amin’ny OMS izany ny ministra satria izy mila an’ny Bill Gates izay ‘aide conditionné ‘ ny azy,tsy resaka complotiste ity resaka ity fa resaka tsena ,resaka vola ary resaka capitalime no resahina eto,ny fanafody dia entana ohatran’ny entana rehetra,misy olona mampiasa vola ao,ary tsy maintsy mahazo beefice betsaka izy,raha tsy izany dia esoriny ao amin’ny orin’asa ny volany.Ny laboratoire rehetra dia mila vola daholo hiasana fa tsy manana,manao izany no mahatonga azy hita eny amin’ny bourse,ny hivelomany dia brevet izay maharitra 20 taona,tapitra io dia azon’ny be sy ny maro maimamimpoana ny formule ka afaka manao generique.Hitantsika izany amin’izao fotoana fa tapitra tamin’ny 2019 ny brevet an’ny LEVOTHYROX . Mba ahazoana maximum de profit dia novain’ny MERCK ny formule dia mitohy indray ny vola be