Magazine

FJKM SP Mahajanga – Le pasteur Natanaela Antsa Ranarison installé

Le pasteur Antsa Natanaela Ranarison est finalement installé officiellement selon les traditions de l’Église réformée FJKM, dimanche soir, au siège du Synodam-paritany BoinaVaovao SP17 à Mahajanga (Synode régional). Remplaçant son prédécesseur décédé en juin après une longue maladie, il dirigera la paroisse Androva Vaovao Famonjena, à partir du 20 février. Le pasteur Djacoba Emmanuel Tehindrazanarivelo, BMF (Birao Mpiandraikitra Foibe) et professeur à la faculté de Théologie d’Ambatonakanga, continuera d’assurer le rôle de pasteur délégué à partir de ce mois de février jusqu’au 20 avril. Une mission prolongée de trois mois, s’il a commencé la fonction de pasteur délégué depuis le mois de janvier.

1 commentaire

Ce formulaire recueille votre nom et adresse e-mail afin que nous puissions valider votre commentaire. Veuillez consulter notre politique de confidentalité afin de prendre connaissance sur la façon dont nous protégeons vos informations.
Je consens à ce que L'Express de Madagascar collecte mon nom et email..

Cliquez pour commenter

  • Shalom daholo e,
    Isaorana ny Tompo ny zava-drehetra indrindra izao nahazoan’ny FJKM ANDROVA VAOVAO FAMONJENA MAHAJANGA SP BOINA VAOVAO Ray amandreny Mpitandrina izao.
    Tena zava dehibe izany fotoana izany. Ary « mahafaly ». Manalasala mantsy ny pastera delege e.
    Homba anareo ny Tompo. Hivavaka ho anareo no azonay atao.
    Indrokely anefa: Efa mba ela nihetezana ihany izahay fa ny fotoana toy izao tsy hilaozan’ny romiromy sy kasokasoka efa reko fa misy olana ao! Ny ahy aloha tsy dia tena hiditra amin’ny antsipiriany aho fa tiako tsindrina mafy fotsiny dia TSY MIFIDY NY MPITANDRINY INTSONY NY FITANDREMANY FA AVY ANY AMIN’NY S/P NO MIAINGA (NY MPIHEVIDRAHARAHA) RAHA MPITANDRINA AVY AO ANATIN’NY S/P IZANY. NY FOIBE DIA MIVALIDER NY ASA VITA FOTSINY. IZANY ANEFA DIA MANARAKA NY PROCESS REHETRA. KOA NOHO IZANY JEREO IZAY LAFINY IZAY ALOHA. AZA MIKORONTANA IANAREO FA DINIHO TSARA DIA AMBARAO AMIN’NY VAHOAKAN’ANDRIAMANITRA mba hitovizampijery mba hiara mamindra fa tsy hisy haningana. Aza mifampitarika amin’ny tsy mety e.
    Tsy fantatro ny tena fahamarinana fa raha ny reko kosany aloha (tsy dia salama io mpitandrina io????) DIA MIOMBO-KEVITRA AMINAREO AHO.
    Teo Pasitera Roger, narary notsaboina dia maty, teo Pasitera Felix, narary, notsaboina sy nialana nenina nefa maty ihany koa, izao indray izany… io !
    Sao dia mba dinihin’ny S/P sy Foibe akaiky izany e? Olonkendry ianareo, ary olon’Andriamanitra ka heveriko fa hainareo ny handravina izany toe-draharaha mampalahelo izany. Mampihemotra raha marefo ny finoana.
    Mahereza e dia Hitarika anareo ao amin’ny fahendrena anie ny Fanahy Masina.